auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-15 14:18:05 +08:00 committed by root
parent 3d30f73bf0
commit ebf075c39a
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Saingy manan-karena famindram-po Andriamanitra no le fitiavany gedabe ze nitiavany antsika. Tamintsika mbola maty takao agnatin'ny fadisoana
Saingy manan-karena famindram-po Andriamanitra no le fitiavany gedabe ze nitiavany antsika. Tamintsika mbola maty takao agnatin'ny fadisoana, de novelominy niaraka tamin'i Kristy, tamin'ny fasoavana no namonjena an'nareo. Niara-natsangan'Andriamanitra tsika, ary niara-napetragny takao an-dagnitra akao amin'ny Kristy Jesosy, mba afa