auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-07 17:38:12 +03:00 committed by root
parent 827511ded7
commit e8fc6817d5
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa ny adintsika de tsy magnohitra ny nofo sy rà. Fa kosa, magnohitra ny fanjakana sy ny faefana ara-panahy sy reo mpanapaky ny fahamaizignan-dratsy, magnohitra an'reo fanahy ratsy aigny amin'ny rivotra
Fa ny adintsika de tsy magnohitra ny nofo sy rà. Fa kosa, magnohitra ny fanjakana sy ny faefana ara-panahy sy reo mpanapaky ny fahamaizignan-dratsy, magnohitra an'reo fanahy ratsy aigny amin'ny fitoeran-dagnitra. Noho zany itafio ny fiadian'Andriamanitra daôly, mbô ahafahanareo mitsangana am'zao andron'ny ratsy zao, ary rafa vitanareo ny ra daôly, de hahatohitra anareo.

1
06/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Mitsangàna, noho zany, rafa avy nagnano n