auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-04-24 15:16:53 +03:00 committed by root
parent f597cddebc
commit e0faf8f1ae
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Andriamanitra de nisafidy antsika melô ho amin'ny fananganana ho zanaka tamin'ny alalan'i Jesosy Kristy araka ny sitrapony. Ny fananganana antsika de mitondra amin'ny fiderana ny fasoavana be voninatra ze nameny antsikana maimaim-pôgna takao am'le raika ze tieny.
\v 5 \v 6 Andriamanitra de nisafidy antsika melô ho amin'ny fananganana ho zanaka tamin'ny alalan'i Jesosy Kristy araka ny sitrapony. Ny fananganana antsika de mitondra amin'ny fiderana ny fasoavana be voninatra ze nameny antsikana maimaim-pôgna takao am'le raika ze tieny.

View File

@ -1 +1 @@
Akao amin'i Kristy Jesosy de nahazo fagnavotana amin'ny rany sy ny famelankeloka tsikana, araka ny harem-pasoavany. Natsangany tamintsikana tamin'ny fahendrena sy halalana daôly zany fasoavana zany.
\v 7 \v 8 Akao amin'i Kristy Jesosy de nahazo fagnavotana amin'ny rany sy ny famelankeloka tsikana, araka ny harem-pasoavany. Natsangany tamintsikana tamin'ny fahendrena sy halalana daôly zany fasoavana zany.