diff --git a/01/17.txt b/01/17.txt index 6503ab9..314c9f8 100644 --- a/01/17.txt +++ b/01/17.txt @@ -1 +1 @@ -Mivavaka za mbô ny Andriamanitr'i Jesosy hagnome an'nareo ny fanahin'ny fahendrena sy fagnambarana amin'ny falalana an'Azy. Mivavaka za mbô hagnazavany ny mason'ny fonareo, mbô afantaranareo ny toky ze nagnantsovany an'nareo sy ny haren'ny voninahitry ny lova akeo am'reo ôl \ No newline at end of file +Mivavaka za mbô ny Andriamanitr'i Jesosy hagnome an'nareo ny fanahin'ny fahendrena sy fagnambarana amin'ny falalana an'Azy. Mivavaka za mbô hagnazavany ny mason'ny fonareo, mbô afantaranareo ny toky ze nagnantsovany an'nareo sy ny haren'ny voninahitry ny lova akeo am'reo ôlo-masin'Andriamanitra daôly. \ No newline at end of file