auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-07 12:30:18 +03:00 committed by root
parent d27d05a6ea
commit d8f6955840
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ry mpanompo, mankatoava ny tomponareo ety an-tany amin'ny fagnajana sy fangitakitana, amin'ny fatsoran'ny fonareo. Magnikesa an'jareo salan'ny agnikesanareo an'i Kristy. Magnikesa tsy akeo amason'ny tomponareo fôgna mbô hankasitran'jareo. Fa kosa, magnikesa salan'ny mpagnompon'i Kristy, ze magnano ny sitrak'Andriamanitra amin'ny fonareo manontolo. Magnompô amin'ny fonareo manontolo, salan'ny hoe magnompo ny Tompo anareo fa tsy ôla, satria fantatsika fa na ino na ino asa tsara ataon'ny ôla tsiraikaraika, de handray valim-pitia avy amin'ny Tompo izy, na andevo na ôlon
Ry mpanompo, mankatoava ny tomponareo ety an-tany amin'ny fagnajana sy fangitakitana, amin'ny fatsoran'ny fonareo. Magnikesa an'jareo salan'ny agnikesanareo an'i Kristy. Magnikesa tsy akeo amason'ny tomponareo fôgna mbô hankasitran'jareo. Fa kosa, magnikesa salan'ny mpagnompon'i Kristy, ze magnano ny sitrak'Andriamanitra amin'ny fonareo manontolo. Magnompô amin'ny fonareo manontolo, salan'ny hoe magnompo ny Tompo anareo fa tsy ôla, satria fantatsika fa na ino na ino asa tsara ataon'ny ôla tsiraikaraika, de handray valim-pitia avy amin'ny Tompo izy, na andevo na ôlon'afaka.