auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-10-31 21:19:40 +08:00 committed by root
parent 7feab51001
commit cbf3559b2f
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 28 \v 30 Ze nangaltra de tsy tokony hangalatra tsony. Tsy maintsy miaa izy, magnano asa tsara amin'ny tagnany, mba hananany ra ho zaraigna ho an'reo akao agnatin'ny tsy fahampena. \v 29 Aza avela hisy teny maloto hivôka avy amin'ny vavanareo. Mampesà teny ze ilaigna amin'ny fanoregnana ny hafa, araka ze ailain-jareo, mba tena hanampy reo ze mandregny anareo ny teninareo. Ary aza mampalaelo ny Fanahy Masin'Andriamanitra, fa avy Aminy no nanôvam-tombokase an'nareo ho amin'ny andron'ny fagnaavotana.
\v 28 Ze nangaltra de tsy tokony hangalatra tsony. Tsy maintsy miaa izy, magnano asa tsara amin'ny tagnany, mba hananany ra ho zaraigna ho an'reo akao agnatin'ny tsy fahampena. \v 29 Aza avela hisy teny maloto hivôka avy amin'ny vavanareo. Mampesà teny ze ilaigna amin'ny fanoregnana ny hafa, araka ze ailain-jareo, mba tena hanampy reo ze mandregny anareo ny teninareo.\v 30 Ary aza mampalaelo ny Fanahy Masin'Andriamanitra, fa avy Aminy no nanôvam-tombokase an'nareo ho amin'ny andron'ny fagnaavotana.

View File

@ -1 +1 @@
Elao ny lolom-po retraretra, haomontana, ny hatezerana, ny fifamalena, ary ny fifampitenenan-dratsy, miaraka ma'reokarazan'asa ratsy daôly. Manàna fahalemem-panahy amin'ny tsiraikaraika avy, fahatsoram-po, mifamelà heloka, ôtran'ny namelan'Andriamanitra anareo takao amin'i Kristy.
\v 31 Elao ny lolom-po retraretra, haomontana, ny hatezerana, ny fifamalena, ary ny fifampitenenan-dratsy, miaraka ma'reokarazan'asa ratsy daôly.\v 32 Manàna fahalemem-panahy amin'ny tsiraikaraika avy, fahatsoram-po, mifamelà heloka, ôtran'ny namelan'Andriamanitra anareo takao amin'i Kristy.