auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-26 06:35:37 +08:00 committed by root
parent 62f5c23c1f
commit c15e2fe528
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Ary ny momba an'nareo, de maty tao agnatin'ny fadisonareo sy ny fahotanareo nareo. \v 2 Tao amin'iregny fahadisona iregny no niaignanareo talô araka ny fomban'zao tontolo zao. Niaigna araka ny mpanapaka reo fahefana aigny amin'ny rivotra anareo, le fagnan'ze miasa akao amin'reo zanaky ny tsy fagnekena. \v 3 Niaigna takeo amin'iregny ôla regny avokoa tsika talô, nagnatanteraka reo filan-dratsin'ny nofontsika, ary nagnatanteraka ny fagnirian'ny nofo sy ny saigna. Efa voahary ho zanaky ny fahasosena, salan'ny zanak'olombelona sisa tsika.
\v 1 Ary ny momba an'nareo, de maty takao agnatin'ny fadisonareo sy ny fahotanareo nareo. \v 2 Takao am-regny fahadisona regny no niaignanareo talô araka ny fomban-zao tontolo zao. Niaigna araka ny mpanapaka reo fahefana aigny amin'ny rivotra anareo, le fagnan-ze miasa akao am-reo zanaky ny tsy fagnekena. \v 3 Niaigna takeo am-regny ôla regny avokoa tsika talô, nagnatanteraka reo filan-dratsin'ny nofontsika, ary nagnatanteraka ny fagnirian'ny nofo sy ny saigna. Efa voahary ho zanaky ny fahasosena, salan'ny zanak'olombelona sisa tsika.