diff --git a/01/13.txt b/01/13.txt index 3ebe922..5df12de 100644 --- a/01/13.txt +++ b/01/13.txt @@ -1 +1 @@ -Takao amin'i Kristy, anareo kô, rafa naregny ny tenin'ny famarinana, de ny filazantsaran'ny famonjena an'nareo, de nino an'Azy anareo ary vôtomboka tamle Fanahy Masina nampanantenaina, ze azo an \ No newline at end of file +Takao amin'i Kristy, anareo kô, rafa naregny ny tenin'ny famarinana, de ny filazantsaran'ny famonjena an'nareo, de nino an'Azy anareo ary vôtomboka tamle Fanahy Masina nampanantenaina, ze azo antoka ho an'ny lovan-tsika mandrapazahôtsika tanteraka an'zany, ho fiderana ny voninahiny. \ No newline at end of file