diff --git a/02/13.txt b/02/13.txt index ef17a02..4b49791 100644 --- a/02/13.txt +++ b/02/13.txt @@ -1 +1 @@ -\v 13 Fa amin'zao fotôgna zao akao amin'i Kristy Jesosy nareo ze lavitra an'Andriamanitra talô de nampanakekeziny tamin'ny ràn'i Kristy. \v 14 Satria Izy no fevanantsika. Izy no natonga ny roey ho raika. Tamin'ny nofony no nandrodagnany ny rindrign'ny fanoherana ze nampizaraza antsika. \v 15 'Zany hoe, nofoagnany ny lalàn'ny didy sy ny fitsipika mba hagnaovany olom-baovao raika akao amin'Azy, sy mba hagnanôvany fampevanana. \v 16 Kristy de mampihavana ny vahôka ro tonta ho vatagna raika amin'Andriamanitra amin'ny alalan'ny hazofijaliana, ka mamono ny fanoherana. \ No newline at end of file +\v 13 Fa am-zao fotôgna zao akao amin'i Kristy Jesosy nareo ze lavitra an'Andriamanitra talô de nampanakekeziny tamin'ny ràn'i Kristy. \v 14 Satria Izy no fevanantsika. Izy no natonga ny ro ho raika. Tamin'ny nofony no nandrodagnany ny rindrign'ny fanoherana ze nampizaraza antsika. \v 15 'Zany hoe, nofoagnany ny lalàn'ny didy sy ny fitsipika mba hagnaovany olom-baovao raika akao amin'Azy, sy mba hagnanôvany fampevanana. \v 16 Kristy de mampihavana ny vahôka ro tonta ho vatagna raika amin'Andriamanitra amin'ny alalan'ny hazofijaliana, ka mamono ny fanoherana. \ No newline at end of file