auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-02 20:08:54 +03:00 committed by root
parent 351285c9f9
commit 5da22d4769
10 changed files with 10 additions and 0 deletions

1
06/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Anareo ray, aza mitondra ny zanakareo ho amin'ny fasosorana. Fa kosa, tazao amin'ny fitsipika sy reo fampenaran'ny Tompo zareo.

1
06/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 \v 6 \v 7 \v 8 Ry mpanompo, mankatoava ny tomponareo ety an-tany amin'ny fagnajana sy fangitakitana, amin'ny fatsoran'ny fonareo. Magnikesa an'jareo salan'ny agnikesanareo an'i Kristy. Magnikesa tsy akeo amason'ny tomponareo fôgna mbô hankasitran'jareo. Fa kosa, magnikesa salan'ny mpagnompon'i Kristy, ze magnano ny sitrak'Andriamanitra amin'ny fonareo manontolo. Magnompô amin'ny fonareo manontolo, salan'ny hoe magnompo ny Tompo anareo fa tsy ôla, satria fantatsika fa na ino na ino asa tsara ataon'ny ôla tsiraikaraika, de handray valim-pitia avy amin'ny Tompo izy, na andevo na ôlon'afaka.

1
06/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Anareo Tompo, magnanôva salan'ny reo ra reo kô amin'ny mpanomponareo. Aza mpampihorohoro an'jareo. Fantatrareo fa Izt ze sady Tomponareo no Tompon'jareo de aigny an-dagnitra, ary tsisy fingarana akao amin'Azy'

1
06/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 \v 11 Farany, mahereza akao amin'ny Tompo sy amin'ny tanjaky ny heriny. Itafio ny fiadian'Andriamanitra daôly, mbô ahafanao mitsangana manohitra ny tetiky ny devoly.

1
06/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 \v 13 Fa ny adintsika de tsy magnohitra ny nofo sy rà. Fa kosa, magnohitra ny fanjakana sy ny faefana ara-panahy sy reo mpanapaky ny fahamaizignan-dratsy, magnohitra an'reo fanahy ratsy aigny amin'ny fitoeran-dagnitra. Noho zany itafio ny fiadian'Andriamanitra daôly, mbô ahafahanareo mitsangana am'zao andron'ny ratsy zao, ary rafa vitanareo ny ra daôly, de hahatohitra anareo.

1
06/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 \v 15 \v 16 Mitsangàna, noho zany, rafa avy nagnano ny fekibon'ny fahamarinana sy ny fiarôvan-tratran'ny fahitsiana anareo. Ary salan'ny kiraro ho an'ny tongotrareo, de hapetaho ny fahavognonana hitory ny filazantsaran'ny fihavanana. Amin'ny ra daôly de raiso ny ampigan'ny finoana, ze ahafanareo manohitra reo zana-tsipika miretr'afon'le ratsy.

1
06/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 \v 18 Ary raiso ny aro-lôhan'ny famonjena sy ny sabatry ny Fanahy, ze tenin'Andriamanitra. Amin'ny vavaka sy ny fangatahana daôly, de mivavaha amin'ny Fanahy amin'ny fotôna daôly. Am'zany fomba fisainana zany, de miambesa hatraigny amin'ny faharetana daôly, rafa manolotra vavaka ho an'reo ôlo-masin'Andriamanitra anareo.

1
06/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 \v 20 Ary mivavaha ho anà, mbô hisy hafatra amena anà rafa magnokatra ny vavako za. Mivavaha mbô afahako mampafantatra amin'ny fasahiana, ny famarinana misitrika momba ny filazantsara. Ho an'ny filazantsara no maha ambasadôro vôfatotra amin'ny gadra anà, mbô ahafako magnambara an'zany am-pasahina, raha tsy maintsy hitare za.

1
06/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 \v 22 Tykiko, le rahalà malala sy mpanompo matoky akao amin'ny Tompo, no hampafantatra an'nareo ny ra daôly, mbô afantaranareo ze ataoko. Nirahiko taminareo izy noho io tanjona io ndrindraka, mbô afantaranareo reo ra momba an'nay, ary mbô afahanay mampahery ny fonareo.

1
06/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 \v 24 Fiadanana ho amin'reo rahalà, ary ny fitiavana miaraka amin'ny finoana avy amin'Andriamanitra Ray sy ny Tompo Jesosy Kristy. Ny fahasoavana anie ho am'ze daôly te an'i Jesosy Kristy Tompotsika amin'ny fitiavana tsy maty mandrakizay.