auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-18 11:50:46 +08:00 committed by root
parent dc8e347598
commit 1afb91d786
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v1No zany, zà, amin'ny maha gadra ho an'ny Tompo anà, de mandrisika an'nareo mbô hande am-pamendrena amin'ny kaika ze nikaiana an'nareo.\v 2 Mandrisikan'nareo za mba ahgnana fagnetrn-tegna leibe sy fatsorana ary faretana, mifandefitra amin'ny fitiavana. \v 3 Manôva ze faran'ny herinareo mbô hiterizana ny firesan'ny Fanahy amin'ny fatoran'ny fevanana.
\v1No zany, zà, amin'ny maha gadra ho an'ny Tompo anà, de mandrisika an'nareo mbô hande am-pamendrena amin'ny kaika ze nagnantsovana an'nareo.\v 2Mandrisikan'nareo za mba ahgnana fagnetrn-tegna leibe sy fatsorana ary faretana, mifandefitra amin'ny fitiavana. \v 3 Manôva ze faran'ny herinareo mbô hiterizana ny firesan'ny Fanahy amin'ny fatoran'ny fevanana.