auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-16 19:02:02 +08:00 committed by root
parent 85a35f06f4
commit 194cfb130c
5 changed files with 5 additions and 5 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary ny momba an'nareo, de maty tao agnatin'ny fadisonareo sy ny fahotanareo nareo. Tao amin'iregny fahadisona iregny no niaignanareo talô araka ny fomban'zao tontolo zao. Niaigna araka ny mpanapaka reo fahefana aigny amin'ny rivotra anareo, le fagnan'ze miasa akao amin'reo zanaky ny tsy fagnekena. Niaigna takeo amin'iregny ôla regny avokoa tsika talô, nagnatanteraka reo filan-dratsin'ny nofontsika, ary nagnatanteraka ny fagnirian'ny nofo sy ny saigna. Efa voahary ho zanaky ny fahasosena, salan'ny zanak'olombelona sisa tsika.
\v 1 Ary ny momba an'nareo, de maty tao agnatin'ny fadisonareo sy ny fahotanareo nareo. \v 2 Tao amin'iregny fahadisona iregny no niaignanareo talô araka ny fomban'zao tontolo zao. Niaigna araka ny mpanapaka reo fahefana aigny amin'ny rivotra anareo, le fagnan'ze miasa akao amin'reo zanaky ny tsy fagnekena. \v 3 Niaigna takeo amin'iregny ôla regny avokoa tsika talô, nagnatanteraka reo filan-dratsin'ny nofontsika, ary nagnatanteraka ny fagnirian'ny nofo sy ny saigna. Efa voahary ho zanaky ny fahasosena, salan'ny zanak'olombelona sisa tsika.

View File

@ -1 +1 @@
Saingy manan-karena famindram-po Andriamanitra no le fitiavany gedabe ze nitiavany antsika. Tamintsika mbola maty takao agnatin'ny fadisoana, de novelominy niaraka tamin'i Kristy, tamin'ny fasoavana no namonjena an'nareo. Niara-natsangan'Andriamanitra tsika, ary niara-napetragny takao an-dagnitra akao amin'ny Kristy Jesosy, mba afany mampibôgna antsika amin'ny vanim-potôgna ho avy hagedan'ny haren'ny fasoavany ze tsy azo refesina abôgna amin'ny hatsaram-pagnany amintsika akao amin'i Kristy Jesosy.
\v 4 Saingy manan-karena famindram-po Andriamanitra no le fitiavany gedabe ze nitiavany antsika. \v 5 Tamintsika mbola maty takao agnatin'ny fadisoana, de novelominy niaraka tamin'i Kristy, tamin'ny fasoavana no namonjena an'nareo. \v 6 Niara-natsangan'Andriamanitra tsika, ary niara-napetragny takao an-dagnitra akao amin'ny Kristy Jesosy, \v 7 mba afany mampibôgna antsika amin'ny vanim-potôgna ho avy hagedan'ny haren'ny fasoavany ze tsy azo refesina abôgna amin'ny hatsaram-pagnany amintsika akao amin'i Kristy Jesosy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 \v 9 \v 10 Fa tamin'ny fasoavana no namonjena an'nareo tamin'ny alalan'ny finona, ary tsy avy aminareo izany, fa fagnomezan'Andriamanitra. Tsy avy amin'ny asa ny fasoavana mba tsisy hieboebo. Fa asan'Andriamanitra tsika, noforonina takao amin'i Kristy Jesosy mba hagnano asa ze fandaharan'Andriamanitra efa ela ho antsika, mba handehanantsika akao amin'reo.
\v 8 Fa tamin'ny fasoavana no namonjena an'nareo tamin'ny alalan'ny finona, ary tsy avy aminareo izany, fa fagnomezan'Andriamanitra. \v 9 Tsy avy amin'ny asa ny fasoavana mba tsisy hieboebo. \v 10 Fa asan'Andriamanitra tsika, noforonina takao amin'i Kristy Jesosy mba hagnano asa ze fandaharan'Andriamanitra efa ela ho antsika, mba handehanantsika akao amin'reo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 \v 12 No 'zany tadidio fa Jentilisa takao amin'ny nofo nareo talô. Nareo de antsovina hoe "tsy vôfora" akeo amin'reo ze antsovina hoe "vôfora" akao amin'ny nofo nataon'ny tagnan'olombelona. Satria mbola tafasaraka tamin'ny Kristy nareo tamin'zany fotôgna zany. Mpivahiny nareo takeo amin'ny vahôkan'ny Israely. Ary vahiny tamin'ny faneken'ny fampagnantenana anareo. Tsy mbola nagnana fagnantenana ny amin'ny ho avy nareo. Tsy niaraka tamin'Andriamanitra anareo teto amin'zao tontolo zao.
\v 11 No 'zany tadidio fa Jentilisa takao amin'ny nofo nareo talô. Nareo de antsovina hoe "tsy vôfora" akeo amin'reo ze antsovina hoe "vôfora" akao amin'ny nofo nataon'ny tagnan'olombelona. \v 12 Satria mbola tafasaraka tamin'ny Kristy nareo tamin'zany fotôgna zany. Mpivahiny nareo takeo amin'ny vahôkan'ny Israely. Ary vahiny tamin'ny faneken'ny fampagnantenana anareo. Tsy mbola nagnana fagnantenana ny amin'ny ho avy nareo. Tsy niaraka tamin'Andriamanitra anareo teto amin'zao tontolo zao.

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 \v 14 \v 15 \v 16 Fa amin'zao fotôgna zao akao amin'i Kristy Jesosy nareo ze lavitra an'Andriamanitra talô de nampanakekeziny tamin'ny ràn'i Kristy. Satria Izy no fevanantsika. Izy no natonga ny roey ho raika. Tamin'ny nofony no nandrodagnany ny rindrign'ny fanoherana ze nampizaraza antsika. 'Zany hoe, nofoagnany ny lalàn'ny didy sy ny fitsipika mba hagnaovany olom-baovao raika akao amin'Azy, sy mba hagnanôvany fampevanana. Kristy de mampihavana ny vahôka ro tonta ho vatagna raika amin'Andriamanitra amin'ny alalan'ny hazofijaliana, ka mamono ny fanoherana.
\v 13 \v 16 Fa amin'zao fotôgna zao akao amin'i Kristy Jesosy nareo ze lavitra an'Andriamanitra talô de nampanakekeziny tamin'ny ràn'i Kristy. \v 14 Satria Izy no fevanantsika. Izy no natonga ny roey ho raika. Tamin'ny nofony no nandrodagnany ny rindrign'ny fanoherana ze nampizaraza antsika. \v 15 'Zany hoe, nofoagnany ny lalàn'ny didy sy ny fitsipika mba hagnaovany olom-baovao raika akao amin'Azy, sy mba hagnanôvany fampevanana. Kristy de mampihavana ny vahôka ro tonta ho vatagna raika amin'Andriamanitra amin'ny alalan'ny hazofijaliana, ka mamono ny fanoherana.