auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-26 07:22:40 +08:00 committed by root
parent d19d57ae83
commit 18f2534a00
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 28 Ze nangaltra de tsy tokony hangalatra tsony. Tsy maintsy miaa izy, magnano asa tsara amin'ny tagnany, mba hananany ra ho zaraigna ho an'reo akao agnatin'ny tsy fahampena. \v 29 Aza avela hisy teny maloto hivôka avy amin'ny vavanareo. Mampesà teny ze ilaigna amin'ny fanoregnana ny hafa, araka ze ailain-jareo, mba tena hanampy reo ze mandregny anareo ny teninareo.\v 30 Ary aza mampalaelo ny Fanahy Masin'Andriamanitra, fa avy Aminy no nanôvam-tombokase an'nareo ho amin'ny andron'ny fagnaavotana.
\v 28 Ze nangalatra de tsy tokony hangalatra tsony. Tsy maintsy miasa izy, magnano asa tsara amin'ny tagnany, mba hagnanany ra ho zaraigna ho an'reo akao agnatin'ny tsy fahampegna. \v 29 Aza avela hisy teny maloto hivôka avy amin'ny vavanareo. Mampesà teny ze ilaigna amin'ny fanoregnana ny hafa, araka ze ilain-jareo, mba tegna hanampy reo ze mandreigny anareo ny teninareo. \v 30 Ary aza mampalaelo ny Fagnahy Masin'Andriamanitra, fa avy Aminy no nanôvam-tombokase an'nareo ho amin'ny andron'ny fagnaavotana.