auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-10-31 21:19:40 +08:00 committed by root
parent da59bb97f9
commit 032ae90fa4
5 changed files with 5 additions and 5 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 \v 12 \v 13 Kristy de nanolotra sasany ho apostoly,ny sasany ho mpamignany, ny sasany ho evanjelistra, ary ny sasany pasitera sy mpampiagnatra. Nanome reo asa reo Izy mba hanampena reo vaôkany masina aho amin'ny asa fanompôna, amin'ny fananganana ny vatan'i Kristy. Manohy manorina ny vatagny Izy mamndra-pahatratrantsika retraretra ny firesam-pinôna sy ny fahafantarana ny Zanak'Andriamanitra, ary mba hatônga antsika ho matotra ka mba hahatratra ny hagedan'ny fahafenon'i Kristy.
\v 11 Kristy de nanolotra sasany ho apostoly,ny sasany ho mpamignany, ny sasany ho evanjelistra, ary ny sasany pasitera sy mpampiagnatra.\v 12 Nanome reo asa reo Izy mba hanampena reo vaôkany masina aho amin'ny asa fanompôna, amin'ny fananganana ny vatan'i Kristy. \v 13 Manohy manorina ny vatagny Izy mamndra-pahatratrantsika retraretra ny firesam-pinôna sy ny fahafantarana ny Zanak'Andriamanitra, ary mba hatônga antsika ho matotra ka mba hahatratra ny hagedan'ny fahafenon'i Kristy.

View File

@ -1 +1 @@
Mambôtra antsika Krsisty mba tsy ho salan'ny zaza ze atopatopan'ny onja tsony tsika, ary ho ndesin'ny rivotry ny fampiagnarana sy ny hafetsen'reo ôla amin'ny tetika feno fitaka. Fa tsika kosa, amin'ny filazana ny fahamarinana amin'ny fitiavagna, de tokony hitombo amin'ny fomba daôly akao amin'Izy lô , zany hoe, Kristy. Kristy de managana ny tena daôly, ary nakambana sy natambatra tamin'ny isan-tonony zany,ary rafa miasa miaraka re, de mahatônga ny vatagna hitômbo mba hampiorigna ny tegnany amin'ny fitiavana.
\v 14 Mambôtra antsika Krsisty mba tsy ho salan'ny zaza ze atopatopan'ny onja tsony tsika, ary ho ndesin'ny rivotry ny fampiagnarana sy ny hafetsen'reo ôla amin'ny tetika feno fitaka. \v 15 Fa tsika kosa, amin'ny filazana ny fahamarinana amin'ny fitiavagna, de tokony hitombo amin'ny fomba daôly akao amin'Izy lô , zany hoe, Kristy.\v 16 Kristy de managana ny tena daôly, ary nakambana sy natambatra tamin'ny isan-tonony zany,ary rafa miasa miaraka re, de mahatônga ny vatagna hitômbo mba hampiorigna ny tegnany amin'ny fitiavana.

View File

@ -1 +1 @@
No zany, de milaza sy manindry mafy zany akao amin'ny Tompo za, mba tsy hiaigna ôtran'ny Jentilisa tsony nareo, amin'ny fahafoanan'ny fisainan-jareo reo. Mizigna ny fahalalan-jareo, tafasaraka amin'ny fiainan'Andriamanitra non'ny tsy fahafantarana akao amin-jareo, non'ny hamafisampon-jareo. Tsy malala megnatra zareo ary nagnolotra ny tegnan-jareo ho amin'ny filana'ny nofo, ary manohy magnano zao karazam-pahalotôna daôly zao.
\v 17 No zany, de milaza sy manindry mafy zany akao amin'ny Tompo za, mba tsy hiaigna ôtran'ny Jentilisa tsony nareo, amin'ny fahafoanan'ny fisainan-jareo reo.\v 18 Mizigna ny fahalalan-jareo, tafasaraka amin'ny fiainan'Andriamanitra non'ny tsy fahafantarana akao amin-jareo, non'ny hamafisampon-jareo.\v 19 Tsy malala megnatra zareo ary nagnolotra ny tegnan-jareo ho amin'ny filana'ny nofo, ary manohy magnano zao karazam-pahalotôna daôly zao.

View File

@ -1 +1 @@
Fa salanzany ny fomba nenaranareo ny momban'i Kristy. Inoko fa nandregny ny momba Anazy nareo, ary nampianarina takao aminazy ,satri ny fahamarinana de ao amin'i Jesôsy. Nampenarina nareo mba hagnary ny fomba fiaignanareo talô, mba hagnary ny tôtra talô ze simba non'ny fitaky ny filany.
\v 20 Fa salanzany ny fomba nenaranareo ny momban'i Kristy.\v 21 Inoko fa nandregny ny momba Anazy nareo, ary nampianarina takao aminazy ,satri ny fahamarinana de ao amin'i Jesôsy.\v 22 Nampenarina nareo mba hagnary ny fomba fiaignanareo talô, mba hagnary ny tôtra talô ze simba non'ny fitaky ny filany.

View File

@ -1 +1 @@
Nampenarina nareo mba hiavao akao amin'ny fanahin'ny saignareo, ary hitafy le ôlom-bôvao ze noharina araka ny bikan'Andrimanitra_ akao amin'ny tegna fahamarignana sy fahasignana.
\v 24 \v 23 Nampenarina nareo mba hiavao akao amin'ny fanahin'ny saignareo, ary hitafy le ôlom-bôvao ze noharina araka ny bikan'Andrimanitra_ akao amin'ny tegna fahamarignana sy fahasignana.