\v 3 Fa tsy tokony hisy na de resaka fijangajangana na karazagna falotôgna na tsy fahononan-tegna aza akeo aminareo, fa tsy mendrika ny olo-masin'Andriamanitra reo. \v 4 Ôka tsisy mamôfady, resaka adaladala, ary hanihany tafaôtra, fa tsy mendrika ny daôly reo. Fa kosa tokony hisy fankasitragna.