plt-x-sihanaka_eph_text_reg/03/06.txt

1 line
339 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2020-03-25 22:35:37 +00:00
\v 6 Zany marigna misitrika zany de milaza fa reo Jentilisa de mpiara-mandova, sy mpiara-miombona amin'ny vatagna, ary mizara ny fampanantegnana akao amin'i Krisy Jesosy amin'ny alalan'ny filazantsaran-jareo. \v 7 Fa lasa mpanompon-zany filazantsara zany zà tamin'ny fasoavan'Andriamanitra namena anà tamin'ny alalan'ny fiasan'ny heriny.