1 line
346 B
Plaintext
1 line
346 B
Plaintext
\v 17 \v 18 \v 19 Rafa tonga taigny Jerosalema zahay, de nandray an'nay am-pifalena reo ralà. Ny amaraigna de nagnaraka an'nay i Paoly ho aigny amin'i Jakoba, ary takeo daôly reo lôhôla. Rafa avy niarahaba an-jareo izy, de nitatitra tsiraikaraika reo ra daôly ze efa nataon'Andriamanitra tam'reo Jentilisa tamin'ny alalan'ny asa fagnompôny. |