plt-x-sihanaka_act_text_reg/08/36.txt

1 line
488 B
Plaintext

\v 36 \v 37 \v 38 Rafa nande taigny an-dalana zareo, de nagnatogna taigny am'ze nisy rano zareoary ozy le tandapa hoe: Iry misy rano. Ino no mahasakana anà tsy atao batisa?" (Fagnamarihana: Ozy Filipo hoe: "Raha mino amin'ny fonao manontolo anao, de azo atao batisa." Le Etiopiana namaly hoe: "Za mino fa Jesosy Kristy no Zanak'Andriamanitra.") Ka nasain'i le Etiopiana najanona le kalesa. Nidigna nankaigny amin'ny rano zareo, de Filipo sy le tantapa, ary le nataon'i Filipo batisa izy.