plt-x-sihanaka_act_text_reg/01/01.txt

1 line
456 B
Plaintext

\v 1 \v 2 \v 3 Ny boky nosoratako takeo alô, ry Teofilo, de magnambara ny daôly ze natobok'i Jesosy sy nampenariny, hatramin'ny andro nampekarana an'azy, avy akeo de nandidy reo Apostoly ze nofidiny tamin'ny alalan'ny Fanahy Masina Izy. Tafaran'ny nijaleny, de nampiseho ny tegnanay velona tamin'jareo Izy niarak tam'reo porofo mandresy latra betsaka. Nibôgna tam'jareo Izy nandritra ny andro efapolo andro, ary niresaka momba ny fanjakan'Andriamanitra.