plt-x-sihanaka_act_text_reg/19/21.txt

1 line
406 B
Plaintext

\v 21 \v 22 Ary rafa navita ny asa fanompôny taigny Efesosy i Paoly, de nanapa-kevitra tamin'ny fagnahy izy mbô handalo an'i Makedonia sy Akaia taigny an-dalany mankaigny Jerosalema, ozy : "Rafa avy aigny za, de tsy maintsy mankaigny Roma iany kô." Paoly nandefa roey tam'reo manampy an'azy ho ankaigny Makedonia, i Timoty sy Erasto, ze nanampy an'azy. Fa izy tegnany nijanona fotôna foika taigny Asia.