plt-x-sihanaka_act_text_reg/19/18.txt

1 line
364 B
Plaintext

\v 18 \v 19 \v 20 Ary kô, betsaka tam'reo mpino no nagnatona sy nibebaka ary niaika reo ra ratsy ze vitan-jareo. Betsaka reo nilalao ody no niara-nitondra ny bokin-jareo sy nandoro zany takeo amason'ny tsiraikaraika. Rafa nagnisa ny tombam-bidin'reny zareo, de farantsa volafotsy dimy alina zany. Ka niparitaka fatratra tamin'ny fomba matanjaka ny tenin'ny Tompo.