plt-x-sihanaka_act_text_reg/16/27.txt

1 line
311 B
Plaintext

\v 27 \v 28 Taitra tamin'ny torimaso ny mpiandry ny tragnomaizina ary natazagna reo varavaran'ny fonja nivô; namôka ny sabany izy ka saika hamono ny tegnany, satria neritreretiny fa nandositra reo gadra. fa nagnantso tamin'ny feo mafy Paoly, nagnano hoe: "Aza mandratra ny tegnanao, satria akato daôly zahay.