plt-x-sihanaka_act_text_reg/16/25.txt

1 line
322 B
Plaintext

\v 25 \v 26 Nagnodidina ny misasak'alina de nivavaka i Paoly sy Silasy ary nihira fiderana an'Andriamanitra, ary reo gadra hafa de nitaino an-jareo. Tampoka takeo de nisy horohorontany gedabe, ka nampiozongozogna ny fototry ny fonja; ary nisokatra avy hatraigny ny varavaragna daôly, ary nivà ny fatôran'ny ôla daôly.