plt-x-sihanaka_act_text_reg/16/19.txt

1 line
444 B
Plaintext

\v 19 \v 20 \v 21 Rafa tazagn'reo tompony fa lasa le fagnantenana ny amin'ny tombony ho an-jareo, de nosamborin-jareo i Paoly sy Silasy ary notaritiny zareo ho aigny an-tsena takeo agnolôn'reo manam-pahefana. Rafa nitondra an'azy zareo takeo agnolôn'reo mpitsara zareo, de nitare hoe: "Magnakorontana ny tanànanantsika reto leila reto. Jiosy zareo. Magnambara fomba ze tsy ara-dalàna ho an'ny Romanina ny maneky na mampihatra an'azy zareo."