plt-x-sihanaka_act_text_reg/16/06.txt

1 line
367 B
Plaintext

\v 6 \v 7 \v 8 Nande namakivaky ny faritry ny Frygia sy Galatia Paoly sy ny namany, satria noraran'ny Fanahy Masina zareo hagnambara ny teny aigny amin'ny faritr'i Asia. Rafa niditra nanakeky an'i Mysia, de tehande ho akaigny bitynia zareo, nefa nosakanan'ny Fanahin'i Jesosy zareo. Ka nandalo tamin'i Mysia, de nande nidigna taigny amin'ny tanàna an'o Troasy zareo.