plt-x-sihanaka_act_text_reg/16/04.txt

1 line
259 B
Plaintext

\v 4 \v 5 Raha nande namakivaky reo tanàna maro zareo, de nagnolotra toromarika ho an'reo mpino mbô hankato ny fampenarana, ze nosoratan'ny Apostoly sy ny lôhôlona takao Jerosalema. Ka nenatanjaka tamin'ny finoana ny fiangonana ary nitombo isa isan'andro.