plt-x-sihanaka_act_text_reg/14/21.txt

1 line
395 B
Plaintext

\v 21 \v 22 Avekeo zareo nagnambara ny filazantsara takao am'zany tanàna zany ka nahazo mpianatra betsaka, niverina takao Lystra zareo, taigny Ikonioma, sy taigny Antiokia. Zareo de nanohy nampahery ny fanahin'reo mpianatra ary namporisika an'azy mbô hanohy akao amin'ny finoana, no sady nilaza fa: "Tsy maintsy amin'ny fahorena betsaka be no hidirantsika akao amin'ny fanjakan'Andriamanitra."