plt-x-sihanaka_act_text_reg/14/19.txt

1 line
384 B
Plaintext

\v 19 \v 20 Fa ny Jiosy sasagny avy akao Antokia sy Ikonioma de tonga ary nandresy lahatra ny vahôka. Zareo itora-bato an'i Paoly sy nitarika an'azy hivôka ny tanàna, ary nieritreritra fa maty izy. Ary raha mbôla nitsangana nagnodidina an'azy takeo reo mpianatra, de nitsanana izy ary niditra ny tanàna. Ny amaraignan'igny, de nande nankaigny Derbe niaraka tamin'i Barnabasy izy.