plt-x-sihanaka_act_text_reg/14/17.txt

1 line
379 B
Plaintext

\v 17 \v 18 Kanefa, Izy de tsy namela ny tegnany tsisy vavolombelona, takao am'zanyde nagnano ny tsara Izy ary nagnome an'nareo ranon'orana avy aigny an-dagnitra sy vanim-potôna mahavokatra, ka hameno ny fonareo amin'ny sakafo sy firavoravôna." Fa na de tam'zany teny zany aza, Paoly sy Barnabasy de tsy nitsahatra nitàna ny vahôka betsaka be tsy hagnano sorogna ho an-jareo.