plt-x-sihanaka_act_text_reg/14/14.txt

1 line
592 B
Plaintext

\v 14 \v 15 \v 16 Fa ny Apostoly, Barnabasy sy Paoly, rafa nandregny zany de nandrovitra ny fitafiany zareo ka nande malaky ho akao agnaty vahôka, nitaraigna sy nitare hoe: "Ry leila, magnino anareo no magnano an'zao ra zao? Zahay iany kô de ôlombelona mitovy fahatsapana aminareo iany. Zahay mitondra ny filazantsara ho an'nareo, mbô hitodihanareo hiala am'zao zava-pôgna zao ho aigny amin'Andriamanitra velona, ze nagnano ny lagnitra, ny tany, ary ny ranomaina sy ny ra daôly ze akao amin'azy. Tamin'ny andro talô, Izy de namela ny firenena daôly nande tamin'ny lalany manokana avy.