plt-x-sihanaka_act_text_reg/06/02.txt

1 line
444 B
Plaintext

\v 2 \v 3 \v 4 Ny tombefolo de nagnantso an'reo mpianatra daôly ho aigny amin-jareo sady nitare hoe: "Tsy mety ho antsika raha mandôsa ny tenin'Andriamanitra mbô hikarakara reo latabatra. Noho zany anareo de tokony mifidy, ry ralà, fito aminareo, leila tsara laza, feno ny Fanahy sy fahendrena, mbô ho tendrenay hikarakara an'zany raharaha zany. Raha ny aminay, de hanohy hatraigny amin'ny fivavahana sy amin'ny fampenarana ny teny zahay."