plt-x-sihanaka_act_text_reg/06/01.txt

1 line
243 B
Plaintext

\v 1 Ary tam'zany andro zany, rafa nenitombo ny isan'reo mpianatra, de nanomboka nisy fitaraignana tam'reo Jiosy miteny Grika hanoherana an'reo Hebreo, satria tanaon-jareo tsisy dikany reo mpitondra-tegnany tamin'ny fizarana ahanina isan'andro