|
\v 34 \v 35 Tsisy ôla nanan-java maha-ory takeo amin-jareo, fe ze daôly nanagna tany na tragno de nivarotra ary nitondra ny volan'ny ra daôly ze lafo. Ary napetraka takeo an-tongotr'reo Apostoly, ary nozaraina tamn'ôla tsiraikaraika arak'ze ilain-jareo. |