plt-x-sihanaka_act_text_reg/01/01.txt

1 line
452 B
Plaintext

\v 1 \v 2 \v 3 Ny boky nosoratako takeo alô, ry Teofilo, de magnambara ny daôly ze natombok'i Jesosy sy nampenariny, hatramin'ny andro nampekarana an'Azy, avekeo de nandidy reo Apostoly ze nofidiny tamin'ny alalan'ny Fanahy Masina Izy. Tafaran'ny nijaleny, de nampibôgna ny tegnany velona tamin-jareo Izy niaraka tam'reo porofo mandresy latra maro. Nibôgna tamin-jareo Izy nandritra ny efapolo andro, ary nikoragna momban'ny fanjakan'Andriamanitra.