1 line
388 B
Plaintext
1 line
388 B
Plaintext
\v 1 \v 2 \v 3 Tonga taigny Derbe sy Lystra iany kô Paoly, ary indro, takeo le mpianatra raika antsovina hoe Timoty, zanaka lahin'ny vevavy Jiosy ze nino; Grika ny rainy. Izy de tsara laza tam'reo ralàny ze taigny Lystra ary Ikonioma. Ten'i Paoly hiara-de amin'azy izy; de nalainy izy ary noforany noho reo Jiosy ze takeo am'reo tôrana reo, satria fantatr'izy daôly fa Grika ny rainy. |