\v 19 \v 20 Kanefa namaly an-jareo kosa i Petera sy Jaona nitare hoe: "Raha marina akeo amason'Andriamanitra ny manaiky an'nareo mihôtra an'Azy, de anareo no mitsara. Tsy afaka ny hijanona tsy hitare momba reo ra hitanay sy renay zahay."