plt-x-sihanaka_act_text_reg/01/24.txt

1 line
409 B
Plaintext

\v 24 Nivavaka zareo ary nitare hoe: "Anao, ry Tompo, no mafantatra reo fon'ny ôla daôly, ka ambarao ze hofidinao amin'izy rôlà \v 25 mbô haka ny tôrana akato am'zao fanompoana zao sy ny maha Apostoly nohon'ny fandikan-dalàna ze nataon'i Jodasy hande ho aigny amin'ny tôrany manokana. \v 26 Zareo de niloka ho an-jareo, ary nilatsaka tamin'i Matia ny filokana, ary vôisa ho Apostoly raikambefolo izy.