plt-x-sihanaka_act_text_reg/01/17.txt

1 line
438 B
Plaintext

\v 17 Fa anisan'ny raika amintsika izy ary nahazo ny anjarany tam'zao fanompoana zao." \v 18 (Am'zao fotôna zao io leila io de nividy saha tamin'ny vola azony tamin'ny faratsena izy, ary lavo nenkôtra takeo izy, ka nisokatra sy nipôka ny vatagny, ary nivôka avokoa ny tsinainy. \v 19 Reo ôla daôly takao Jerosalema de naregny ny momba an'zany, ary niantso an'io saha io tamin'ny fitenin-jareo hoe: "Akeldama," zany hoe: "Sahan-dRà)