1 line
333 B
Plaintext
1 line
333 B
Plaintext
\v 16 \v 17 Fa Petera nanohy nandondona, ary rafa novohain'jareo ny varavaragna, de natazagna an'azy izy reo ary gaga. Petera nagnetsika ny tagnany tam-jareo ny fomba nitondran'ny Tompo an'azy nivôka ny fonja. Ozy izy hoe: "Tatero aigny am'i Jakoba sy reo rahalà zany ra zany. "De niala izy ary nandeha taigny tamin'ny tôran-hafa. |