|
\v 25 Fa i Davida miteny momba an'azy hoe: "Nahita ny Tompo teo agnolôko mandrakariva za, fa aketo an-tagnan-kavanako Izy ka tsy tokony hangozohozo za. \v 26 De tegna faly ny foko ary niravoravo ny lelako. Ary ihany kô, ny nofoko hivelona amin'ny fatokiana. |