Rafa lasana le anjely ze nirasaka tam'azy, de nagnantso ny rôy tamin'ny mpanompony tao an-dragno i Kornelio, ary miaramila mpivavaka raika tam'reo ze nanompo an'azy. Kornelio nilaza tam-jareo ze ra nitranga daôly ary nandefa an'azy reo taigny Jopa.