\v 12 Ny ôla daôly de nitana ny fangignana nadritra ny nitainon-jareo an'i Barnabasy sy Paoly mitatitra reo famantarana sy reo fagagana niasan'Andriamanitra ze niasa tam'reo Jentilisa tamin'ny alalan'jareo.