plt-x-sihanaka_act_text_reg/07/26.txt

1 line
431 B
Plaintext

\v 26 \v 27 \v 28 Ny andro manaraka de tonga takao am'reo Israelita sasagny izy raha zareo nifamaly; nanadrana ny nampitony ny tsiraikaraika avy izy, niteny hoe: "Ry leilà, anareo de mpirahalà, magnino anareo no mifandratra?" Fa ny raika ze nagnano tsy nety tamin'ny namany nandrisika an'azy, ary niteny hoe: "Iza no nanendry anao ho mpanapaka sy hitsara anay? Tenao ma ny hamono anà, salan'ny namonoanao reo Egyptianina omaly?"