plt-x-sihanaka_act_text_reg/27/19.txt

1 line
300 B
Plaintext

\v 19 Tam'ny andro fatelo reo tantsambo de nanipy ny entan'ny sambo taigny ambelagnin'ny sambo tam'tagnan'jareo manôkana. \v 20 Rafa tsy nihiratra taminay nandritry ny andro maro ny masoandro sy ny kintana, ary mbola namely an'nay le tafiotra be, de very daôly ny fagnantenana ny havônonjy an'nay.