plt-x-sihanaka_act_text_reg/23/06.txt

1 line
566 B
Plaintext

\v 6 Ary rafa hitan'i Paoly fa ny sasagny tamin'reo filan-kevitra de Sadoseo ary ny hafa Fariseo, de nitare mafy takao amin'ny filan-kevitra izy hoe: "Ry rahala, za de Fariseo zanaka lahin'reo Fariseo. Zany no izy satria za de magnantegna tsara ny fitsanganan'ny maty ze hitsarana anà." \v 7 Rafa nitare an'zany izy, de nanomboka nisy fifandirana teo amin'reo Fariseo sy reo Sadoseo, ary ny vahôka de nizara. \v 8 Fa reo Sadoseo de nitare fa tsisy ny fitsanganana amin'ny maty, tsisy reo anjely, ary tsisy reo fagna, nefa reo Fariseo de nagneky an'izy daôly reo.