plt-x-sihanaka_act_text_reg/18/01.txt

1 line
428 B
Plaintext

\v 1 Ary tao afaran'reo ra reo Paoly de niala takao Atena ary nankaigny Korinto.\v 2 Nihaogna taminà Jiosy nantsovina hoe Akoila tao izy, tera-tany Ponto, ze vô tonga avy taigny Italia niaraka tamin'i Prisila vadiny, satria i Klaodio nandidy ny Jiosy daôly hiala tao Roma. Paoly nankeo amin'jareo, \v 3 ary satria varotra mitavy ihany no hiasany, de niara-nipetraka tam-jareo izy ary niasa, fa ny magnano lay no asan'jareo.