|
\v 40 \v 41 Ka mitandrema mba tsy hibôgna aminareo ze ra nolazain'ny mpaminagny hoe: "Ndre, nareo ry mpagnano tsinontsinona, de ho gaga ary ho levona. Fa Za magnano asa amin'ny andronareo, Asa ze tsy ninoanareo miitsy, na de misy ôla magnambara an'zany aminareo aza." |