plt-x-sihanaka_act_text_reg/07/11.txt

1 line
363 B
Plaintext

\v 11 \v 12 \v 13 Ary de tonga ny silaona an'Egypta sy Kanana, sy fijalena leibe, ary reo razantsika de tsy nahita sakafo. Fa rafa nareigny i Jakaba fa nisy vary takao Egypta, nandefa reo razantsika tamin'ny den'jareo vôlôny izy. Tamin'ny den'jareo faroa i Josefa nampahafantatra ny tegnany tam'reo rahalany, ary ny fianakavian'i Josefa de lasa fantatr'i Farao.