plt-x-sihanaka_act_text_reg/01/06.txt

1 line
444 B
Plaintext

\v 6 Rafa tafavory niaraka zareo de nagnontany an'Azy zareo hoe: "Tompo, zao ma no fotôna amerenanao ny fanjakana ho an'Israely?" \v 7 Ozy tamin-jareo hoe: "Tsy anareo no hafantatra ny fotôna na reo vanin'andro ze notendren'ny Ray tamin'ny faefany magnokana. \v 8 Fa rafa tonga kosany ny Fanahy Masina de ahazo hery anareo, ka ho lasana vavolombeloko eran'ny Jerosalema sy Jodia ray manontolo ary Samaria, sy hatraigny amin'ny faran'ny tany."