plt-x-sihanaka_act_text_reg/27/01.txt

1 line
415 B
Plaintext

\v 1 \v 2 Rafa tapaka fa tokony hentsambo ho aigny Italia zahay, de napetran'jareo i Paoly sy reo gadra hafa ho eo ambanin'ny fiahian'ny kapeteny raika antsovina hoe Jolio ze an'ny rezimantan'ny Amperora. Niditra tagnaty sambo raika avy aigny Adramytena zahay, ze hiondrana magnaraka ny sisin-tanin'ny Asia. Ka de nande an-dranomasina zahay. Aristarko avy aigny Tesalonika aigny Makedonia de nande niaraka taminay.